Teny iditra | fadirana (faditra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alana faditra: Fadirana amin' ny tany nilatsaham-baratra ny loza atahorana hihatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be saved from evil by the offering of a faditra. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fadirana, fiadrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |