Teny iditra | ovana (ova) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ovana io | ||||||||
Teny iditra | ôvana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [ ovaña ] Noyau [1.13] | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62] | ||||||||
Voambolana | Fizìka | ||||||||
Teny iditra | ovana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [1.196] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | ovana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano] (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [1.196] | ||||||||
Anarana siantifika | Phloga polystachya | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Fivaditsoratra | avona, ovana, vaona, voana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |
![]() |