|
|
|
|

Teny iditra1  ela be
Singan-teny  2 ela, 3 be
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  ela be taty aoriana, tadidiko iny resaka iny. [2.472#13]
6  fantatro fa zavatra tsy maintsy hitranga eo amin' ny fiainana, saingy mbola any aoriana ela be any izany, ka hadalana ny hamantoka ny saina aminy. [2.471#24]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26