Teny iditra |
donaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Smoke from a fire [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3]
|
| Fumée [1.8]
|
Ohatra |
1 | Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka!
[1.253]
|
2 | Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso.
[2.508]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
donaka,
donak',
dona- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
donaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vono na kapoka atao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coup [1.3]
|
Sampanteny |
|