Teny iditra |
bokiny
|
Sokajin-teny | anarana boky sy mpisolo
|
Fanazavàna teny anglisy | His book(s), her book(s), their book(s) [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Son livre, ses livres, leur livres, leurs livres [3.1]
|
Ohatra |
1 | Tsy namaly ity tovovavy fa ny tranom-bokiny no namboamboariny.
[2.529]
|
2 | Mipetraka eo amin' ny seza manoloana anay izy ary dia manokatra ny bokiny.
[2.356]
|
|
|
Teny iditra |
Bokiny
|
Sokajin-teny | anaram-bosotra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Madagascar [Swa. Bakini.]
[1.2]
|
Mpanahaka |
Dago ~
Kiera-be ~
Madagasikara |
|