Teny iditra be marenina
Singan-teny be ; marenina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mihaino anatra, be ditra, mafy sofina [1.1]
Ohatra 
1Mandehana ento miakatra ny omby, hoy i Kadadra, izany no tahotra ahy ka mianatra ny bemarenina mianakavy [2.895]
2Ambonin' izay, mbola nanao bemarenina ny fitondram- panjakana ary saika hiroso amin' ny fanapahina karama ihany na dia nahazo rariny teo anatrehan' ny Fitsarana tampony aza ny Sendikan' ny mpitsara (Smm), izay nampakatra ny raharaha teny amin' ny fitsarana. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01