Teny iditra |
be loha
|
Singan-teny | be ; loha |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely [1.1]
|
|
Teny iditra |
beloha
(be, loha)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [ loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers
[1.2]
|
|
Teny iditra |
Beloha
(be, loha)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny
Antandroy an-tendrony atsimo. [1.10]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
beloha
(be, loha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' ahitra [1.10]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of an herb. Cyperus elegans, Vahl. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de be : grosse et
loha : tête)
Cyperus confusus Cherm. (Cyperaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Cyperus confusus |
Voambolana |
|
Teny iditra |
beloha
(be, loha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Tanala]
(de be : grosse et
loha : tête)
Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae). Petit arbre à écorces très amères.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Cabucala plectaneiifolia |
Voambolana |
|