Teny iditra be loha
Singan-teny be ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany
Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely [1.1]

Teny iditra beloha (be, loha)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy [ loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers [1.2]

Teny iditra Beloha (be, loha)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny Antandroy an-tendrony atsimo. [1.10]
Voambolana 

Teny iditra beloha (be, loha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra [1.10]
Fanazavàna teny anglisy The name of an herb. Cyperus elegans, Vahl. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de be : grosse et loha : tête) Cyperus confusus Cherm. (Cyperaceae). [1.196]
Anarana siantifika Cyperus confusus
Voambolana 

Teny iditra beloha (be, loha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Tanala] (de be : grosse et loha : tête) Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae). Petit arbre à écorces très amères. [1.196]
Anarana siantifika Cabucala plectaneiifolia
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01