Teny iditra |
-bala
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vala
|
|
Teny iditra |
bala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A bullet [1.2, 1.7]
|
| A ball [1.2]
|
| A cartridge [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Balle [1.3, 1.8]
|
| Boulet [1.3]
|
| Obus ; cartouche [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ny fihaviany | Frantsay: balle.
|
|
Teny iditra |
bala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Poles, etc., used in carrying heavy burdens [1.2]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
balà
(bala)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana
|
|
Teny iditra |
Bala
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Bala [2.996]
|
| Baal [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Baala [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|