Teny iditra baby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana zaza na entana ao an-damosina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Carrying on the back [1.2, 1.7]
 [Jav. Babu, a nurse.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de porter sur le dos [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Etsy baby, ry zandry, na ry zafy. [2.69]
2ka raha andriana tsy nahatadidy an' io, dia natao hoe resim-baby na fotak' olona; [2.245]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Malay: babu.

Teny iditra baby
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Adossé à une montagne: Tanàna baby ~ Trano baby [1.19]
Voambolana 

Teny iditra baby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] voatavo kely fihinana, voatavo tanora [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Betsimisaraka] (de baby : qui rend service). Nom donné aux courges introduites : Cucurbita pepo L. et Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). [1.196]
Anarana siantifika Cucurbita maxima, Cucurbita pepo
Voambolana 

Teny iditra baby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (du malais babu : bébé, enfant encore au sein). Nom de l'épi de maïs, Zea mays L. (Poaceae), encore enveloppé de ses spathes et fixé à la tige. On le compare à un nourrisson porté sur le dos de sa mère [1.196]
Anarana siantifika Zea mays
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra baby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  zazakely [1.17, 1.28]
  zazabodo [1.17]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/31