Teny iditra | mifampibaby (baby) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | Litera mifampibaby : ts, nts, tr, ntr, dr, ndr, mp, mb, nt, nd, nk, ng, nj [2.442] | |
Ohatra | Voasoratra amin' ny sora-boky na sora-tanana io fehezanteny io ary ampiasana mari-piatoana fototra, lohasoratra ary endri-tsoratry ny abidy sy ireo litera mifampibaby.
[2.442] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |