Teny iditra aza atao mihambo manana anao aho
Singan-teny aza ; atao ; mihambo manana ; anao ; aho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ataon' ny olona maniry fanampiana amin' ny hafa, ka matoky tanteraka ilay olona itenenany izany izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20