Teny iditra ariako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Dihy mampihetsika ny fitombenana [1.78]

Teny iditra ariako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (corruption du nom ariabo). Landolphia sphaerocarpa Jum. (Apocynaceae). Le fruit a une pulpe comestible, agréable. [1.196]
Anarana siantifika Landolphia sphaerocarpa
Voambolana 

Teny iditra ariako (ary)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana ariana sy mpisolo
Ohatra ry teny mamy tsy ariako, taminao no nahalalako'reto faka nitsiriako. [1.276]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20