|
|
|
|

Teny iditra1  aretina tsy mampandry fangady
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] maladie qui cause une grande mortalité (qui ne laisse pas reposer la pioche)
Singan-teny  5  aretina, tsy mampandry fangady

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07