Teny iditra mampandry (andry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Faire coucher quelqu’un, coucher, étendre, pacifier, faire reposer [1.3]
Ohatra Koa raha misy tsy mampandry ny tany, miara-mamono izaho sy izy na ny aty na ny any. [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampandry
Ny lasa : nampandry
Ny hoavy : hampandry
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mampandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Ce nom désigne surtout deux arbres : Cedrelopsis grevei Baill. (Meliaceae) et Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae). Ils entrent dans la préparation des tranquillisants naturels administrés aux boeufs de fosse, et éventuellement aussi dans les « charmes » destinés à rendre un adversaire inactif. Grandidier (fichier manuscrit) note sous ce nom « Plante médicinale prise à Morondava ». [1.196]
Anarana siantifika Cedrelopsis grevei, Molinaea retusa
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14