Teny iditra | apoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See hohoka [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | état de celui qui est étendu de tout son long Grosseur d'un arbre [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | apoka (poka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka amin' ny...: Apohy amin'ny vato ny lohanao raha tsy faly ianao [1.1] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | apoka, kapao, opaka, paoka, poaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |