Teny iditra an-tanàna (any, tanàna)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1- Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324]
2Hono ray olona ato an-tanàna
mba nandry teto ve Rasoavangaina?
[2.131]

Teny iditra an-tanana (any, tanana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472]
2Ankotsohotso
hatsotso roa venty
raha mahay hianao
dia roa no ho an-tanana
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31