Teny iditra (1/2) | 1 angelinkary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] karazan' angely mivelona ao an-trano, indrindra fa ao amin' ny efitrano fandrahoan-tsakafo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a species of angely which chirps in the night |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415] grillon domestique |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fototeny | 7 angely, kary |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny angelinkary io |
Teny iditra (2/2) | 9 angelinkary |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [2.414] fripon |
Fototeny | 12 angely, kary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |