Entrée angamaty (angatra, maty)
Partie du discours nom
Explications en malgache fahamafisan' ny aretin' ny angatra tonga amin' ny heriny mafy indrindra ka tsy mahavalandrano intsony izay voany [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [maty, dead.] A partial suppression of urine, strangury. [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31