Teny iditra | angady be lela | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Angady lehibe ny lelany Fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1] | ||
Teny fotony | angady, be lela | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | fangady be lela | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |
![]() |