Teny iditra | ambody (any, vody) | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin' ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody hazo no nahitako azy. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | (am-body) see vody. [1.2] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | ambody, madoby, miboda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |