Teny iditra amboakelindrano (amboa, kely, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana bibikely mivelona any anaty rano, mifandraidraika amin' ny tsikovoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of a small insect, which is sometimes eaten; found principally in water, or marshy ground; same as tsilemita. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra tsilemita

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31