Teny iditra ambavafo (vava, fo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1]
Ohatra Nidobodoboka ny ambavafoko nihazakazaka nankany am-bavahady. [2.472]
Voambolana 
Tovy hevitra vavafo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31