Teny iditra | akorandriaka | |
Singan-teny | akora ; riaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A sea-shell. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Coquillage de mer ou d'eau douce [1.3] | |
Ohatra | mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony!
[2.499] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |