Teny iditra | afa-trosa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Nahaverina ny trosan' olona Enti-milaza koa ny zazalahy voafora [1.1] | |
Nahavita ny trosa Ilazana koa ny zaza efa voafora [1.62] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Enfant circoncis: comme quelqu' un qui a payé ses dettes [2.415] | |
Qui a payé ses dettes Circoncis [1.3] | ||
Singan-teny | afa- (afaka) ; trosa | |
Fivaditsoratra | afa-trosa, asafotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |
![]() |