Teny iditra afa-nenina
Singan-teny afa- (afaka) ; nenina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina [1.2]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24