Teny iditra | afa-kenatra | |
Singan-teny | afa- (afaka) ; henatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [henatra, shame.] Free from all sense of shame; having done all that could be expected. [1.2] | |
Tovy hevitra | afa-tondro maso | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afa-kenatra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |