Teny iditra afaka madiodio
Singan-teny afaka ; madiodio
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Avoir un non-lieu [1.5]
Ohatra 
1Voalaza fa afaka madiodio ny lehilahy tamin’ireo fanenjehana azy ireo [4.43]
2Famotsiam-bola iray miliara ariary: Afaka madiodio ireo olona fito voarohirohy [4.14]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16