Entrée madiodio (diodio (dio))
Partie du discours adjectif
Allégation Mot ou locution vu dans: lany
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Raha tsy madiodio hianao, anaka, hoy izy tamin-dRazaimalala, ahitanay loza!
2 [Andraina: Mitaraina, page 18] Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31