Teny iditra ady hevitra
Singan-teny ady ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Discussion, dispute [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Discussion [1.3, 1.5]
 [ adihevitra ] Discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) [1.13]
Ohatra Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09