Entrée adin > ady
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany
¶ Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe
¶ Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny
¶ Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity
Mitovy hevitra: adilahy ~ fanditra ~ fanjihitra ~ fetrivoho ~ fifandirana ~ fifanjihirana ~ gidragidra ~ kisa ~ sentsena ~ sotasota ~ vaniny ~ vezovezo
Explications en anglais  [Richardson 1885] A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.]
  [Hallanger 1973] fighting, war
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] guerre
  [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] combat
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] discussion, dispute
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] procès
  [Abinal 1888] bataille
¶ Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original
  [SLP 1986] lutte
Dérivations 
Morphologie 
ady
adiko
adinao
adiny
adintsika
adinay
adinareo
adin'
adin-
adim-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Abinal 1888] maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre)
2 [Abinal 1888] mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats)
3 [Abinal 1888] nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier)
4 [Abinal 1888] manana ady izy (il est en procès)
5 [Rajohanesa: Kintana] mba taiza no nahita ady hianao?
6 [Andraina: Mitaraina, page 184] maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany.
Citations 
Articles 

Entrée adin > adina
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
¶ Avina, antsafa, ontany, tanitany
¶ Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Mitovy hevitra: faka ~ fakafaka ~ fotopototra ~ hadihady ~ karoka ~ karokaroka. ~ savasava ~ sikotra ~ taratara
Explications en anglais  [Richardson 1885] examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.
  [Hallanger 1973] a question, an examination
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] question, examen
  [Rajaonarimanana 1995] information
Dérivations 
Morphologie 
adina
adiko
adinao
adiny
adintsika
adinay
adinareo
adin'
adin-
adim-
adi-
Synonymes adinadina
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Rajemisa: Fiteny 4, page 108] eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.

Entrée adin > adiña
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana
Synonymes mady

Entrée adin > Adina
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais  [Baiboly] Adina
Explications en français  [Baiboly] Adîn
Vocabulaire 
Exemples  [Baiboly: 16:007:020/Nehemia 7:20..] ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
Citations 
Articles 

Entrée adin > Adina
Partie du discours nom
 Adina microcephala : sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy
Vocabulaire 

adin   
Adina
Adîn [Baiboly]