Teny iditra | adiny (ady) | ||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana ady sy mpisolo | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1] | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] ady [1.19] | ||||||||||||||||||||||
Heure [1.5] | |||||||||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||||||||
Voambolana | Fotoana | ||||||||||||||||||||||
Tovy hevitra | adim-pamantaranandro ~ ora | ||||||||||||||||||||||
Teny iditra | adiny | ||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana ady sy mpisolo | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny [1.1] | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud [1.3] | ||||||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | adiny, diany, idina, inday, India |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |