Teny iditra Saldinia
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Saldinia mandracensis tsialahatra, voamasondrenikely
Saldinia myrtilloides hirendry, voamasonala
Saldinia oblongifolia voakiringy, voanananala
Saldinia obovatifolia fanavifotsy, lengotrazo
Saldinia proboscidea fanavy, hazomboreta, lengohazo, madiorano, sanda, tsilaitra, tsitiagorery, voamandrenikely
Saldinia pycnophylla voanananala
Saldinia subacuminata malandivony, tsialahatra
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21