Teny iditra |
ohabolana
|
Singan-teny | ohatra ; volana |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana)
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A proverb [1.2, 1.7]
|
| An adage, a trite saying [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Proverbe [1.8]
|
Ohatra | dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora.
[2.48]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Zanakanarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
Ohabolana
|
Singan-teny | ohabolana |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Ohabolana: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
Fanazavàna teny malagasy |
[1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Proverbs: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Proverbes: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Voambolana |
|