Teny iditra (1/3) | 1 isaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manan-kevitra hoe "amin' ny fotoana miverimberina" na "an' ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fampiasa azy ireo dia toy izao: -- Isaka no ampiasaina eo alohan' ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso -- ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny -- na lasa isan' eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan' alina, isan' olona [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 6 isaka |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
9 (la racine saka, très ancienne, a beaucoup perdu de son usage ; c'était l'action de cueillir au sens le plus large. On la retrouve dans l'expression misaka-hazandrano : capturer à la main des poissons ou d'autres petites proies ; et aussi dans le mot sakafo, aujourd'hui : le repas ; jadis le produit de la cueillette saka qu'on avait passé au feu : afo). Nom donné à plusieurs plantes dont les feuilles ou les bourgeons étaient cueillis pour des fins alimentaires. 10 Kalanchoe grandidieri Baill. (Crassulaceae). Les feuilles charnues, gorgées d'eau, étaient consommées en période de disette. [Bara] 11 Poivrea grandidieri (Drake) H.Perrier (Combretaceae) : les graines, riches en matières grasses, étaient consommées en cas de disette. Aujourd'hui, on les administre plutôt aux enfants comme vermifuge. [Sakalava] [1.196] [Mahafaly] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 13 Isaka |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
15 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
16 Isaac [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 Isaac [2.996] |
Tovy hevitra | 18 isaaka, isaaka |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 19 Toko sy andininy momba Isaka |
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 21 akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |