Teny iditra | boeny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Le peuple en général, par opposition aux nobles. [1.19] | |
Teny iditra | Boeny | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny faritra roa ambin' ny roapolo | |
Sary |
| |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |