Entrée |
mahajanga
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Soga [1.78]
|
|
Entrée |
Mahajanga
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Explications en français | [1.11]
|
| Nom français: Majunga [3.1]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho.
[2.471]
|
2 | Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo.
[2.472]
|
|
Coordonnées | -15.7166667, 46.3166667
|
Toponymie | maha,
janga |
Illustrations |
|
|
Entrée |
Mahajanga
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Explications en malgache | Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny:
Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
Illustrations |
|
|