Fizahan-teny

Ohabolana : voafery

Ohabolana 1Intelo maty, inefatra voafery. [2.415 #2857]
Dikanteny frantsayTrois fois mort, quatre fois blessé. [2.415 #2857]
Fanazavana frantsayLe sens est : toute espèce de malheurs à la fois. [2.415 #2857]

Fizahan-teny