Fizahan-teny

Ohabolana : tra-mahahery

Ohabolana 1Ady tsy tra-mahahery; sakafo lany mahatia havana. [1.147 #A5]

Ohabolana 2Ady tsy tra-mahahery vava. [2.653 #11]
Ady tsy tra-mampahery vava. [2.558]
Ny ady tsy tra-mahahery vava. [2.165 #328]
Dikanteny frantsayOn braille fort en parlant d' une dispute (querelle) à laquelle on n' a pas pris part. [2.165]
Fanazavana frantsayLa critique est facile. [2.165]

Ohabolana 3Sakafo lany mahatia havana; ady tsy tra-mahahery. [1.147 #S16, 2.165]
Sakafo lany, maha-tia havana; ady tsy tratra, maha-fahery. [2.165]

Fizahan-teny