Fizahan-teny

Ohabolana : santatra

Ohabolana 1Santatra am-bava rano fa ny manetsa be mbola ho avy. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa mbola kely sy tsotsotra ny vita amin' izao fotoana izao (asa na lanonana na zavatra hafa), fa mampanantena fa ny any aoriana mbola ho be sy tsara lavitra. [1.1]

Fizahan-teny