Fizahan-teny

Ohabolana : samoina

Ohabolana 1Ao ny tranobe nihantonan' ny amponga sy ny volombodin-trano nihantonan' ny samoina. [2.558 #332, 2.653 #271]

Ohabolana 2Aza hendry anatiny, tahaka ny samoina, ka raha mivoaka, afatotry ny sasany. [2.653 #385]
Aza hendry anatiny toa samoina, fa nony mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #450]
Aza manao handry anatiny toa samoina, ka raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.165]
Hendry anaty toa samoina fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #1308]
Dikanteny frantsayNe soyez pas sage à l' intérieur comme la chrysalide du ver à soie devenue papillon, et qui, une fois hors du cocon, se fait attraper. [2.165]

Fizahan-teny