Fizahan-teny

Ohabolana : Rainisalama

Ohabolana 1Kabarin-dRainisalama ka ny sisa manaraka ihany. [2.558 #1586]
Kabarin-dRainisalama : ny lasa dia lasa, ny sisa manaraka ihany. [2.415 #4432]
Kabarin-dRainisalama : ny lasa momba ny lasa, ny sisa manaraka ihany. [2.415 #4432]
Toy ny kabarin-dRainisalama, ka ny sisa manaraka ihany. [2.558 #4292]
Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa dia lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [2.653]
Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa momba ny lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [2.165 #1258]
Dikanteny frantsayPareil au discours de Rainisalama: ce qui est passé est passé, mais l' avenir nous reste (litt. suivra). [2.165]
Paroles de Rainisalama : ce qui est parti est parti, le reste suivra. [2.415 #4432]
Fanazavana frantsayParoles dites par le débiteur, en payant la partie de la dette qu'il peut payer. On les disait aussi d'une délibération qui devait se poursuivre. [2.415 #4432]

Fizahan-teny