Fizahan-teny

Ohabolana : mirokoroko

Ohabolana 1Tahaka ny mananasy, mirokoroko tarehy fa mamy anaty. [2.974 #436]
Tahaka ny mananasy : mirokoroko tarehy ihany, fa ny hamaminy no fatratra,. [2.653]
Dikanteny frantsayComme l’ananas : aspérités dans les apparences, en réalité, douceur exquise. [2.974 #436]

Fizahan-teny