Teny iditra mananasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry mamoa misy raviny matsilotsilo ary hodiny matevina marokoroko: Voankazo be ranony ny mananasy
"Ilay boka mitaingin-tseza" no filaza ny mananasy amin' ny ankamantatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pineapple [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ananas [1.8]
  Ananas comosus (L.) Merr. (Bromeliaceae). Anciennement introduit (Flacourt note déjà sa présence en 1661). Je l'ai trouvé subspontané par multiplication végétative, sur certains rochers, entre Farafangana et Manakara. Mentionné dans les dictionnaires Richardson, Malzac, etc. Grandidier rapporte qu'au 19e siècle, on faisait de jolis tissus avec les fibres tirées de ses feuilles. On sait que le jus frais d'Ananas a des vertus médicinales dues, d'une part, à des vitamines, d'autre part aux enzymes protéolitiques qu'il contient. Ces enzymes ou bromélaïnes peuvent être extraites également des tiges et feuilles. Une application originale des bromélaïnes a été essayée à Tananarive par Rarimampianina et Boiteau pour faciliter le dévidage des cocons de vers à soie. [1.196]
Anarana siantifika Ananas comosus
Ohatra 
1Sao hividy mananasy hianao, Ramatoa? [2.499]
2Amy ny tany sasany dia ny libra amy ny ravi-mananasy no fanao lamba; [1.357]
3Paoma, voaloboka, voasary, mananasy no taterin' ny fiara vaventy miditra ato isan' andro. [2.445]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ny fihaviany Frantsay: ananas.
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20