Fizahan-teny

Ohabolana : midongy

Ohabolana 1Aza manao vorondolo midongy an-tranon' ny sasany. [2.415 #6350, 2.558 #642, 2.653 #553]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme le hibou qui s'obstine et ne veut pas déloger de chez autrui. [2.415 #6350]
Fanazavana frantsayLes hiboux s' emparent des nids de takatra. [2.415 #6350]

Ohabolana 2Aza midongy an-kanina. [2.415 #4668]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme ceux qui boudent et sont mécontents de leur ration. [2.415 #4668]

Ohabolana 3Aza sain-jaza midongy, ka tambatambazana vao mametra-beloma. [2.558 #810]

Ohabolana 4Kamboty tsy mba midongy sao lanin' ny velondray aman-dreny ny hanina. [2.558 #1596]

Ohabolana 5Orana ve izany ka hitete aty an-tampon' i Midongy! [2.558]

Fizahan-teny