Fizahan-teny

Ohabolana : mianika

Ohabolana 1Aza mananika andry malama. [2.653 #557]
Aza mianika andry malama. [2.415 #69]
Dikanteny frantsayNe montez pas à la colonne glissante. [2.415 #69]
Fanazavana frantsayNe touchez pas à ce qui porte malheur ; ou bien : ne tentez pas l'impossible. [2.415 #69]

Fizahan-teny