Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mahamasina
|
|
|
Ohabolana 1 | Ny teny ifamaliana mahamasina ny mpanjaka. [2.165 #1409, 2.415 #239]
|
Dikanteny frantsay | La discussion (amicale) affermit l' autorité du souverain. [2.165]
Prendre conseil, cela augmente la puissance du souverain. [2.415 #239]
|
|
|
Ohabolana 2 | Zoky toavina tsy andriana, zandry manoa tsy andevo ; fa ifanoavana no mahamasina ny manjaka. [2.415 #1170]
|
Dikanteny frantsay | L' aîné qu'on honore n' est pas un seigneur, le cadet qui l' honore n' est pas un esclave ; mais cet honneur réciproque des frères rejaillit sur le souverain et l' honore. [2.415 #1170]
|
Fanazavana frantsay | Sens général : il faut se respecter mutuellement. [2.415 #1170]
|
|
|
|
Ohabolana : Mahamasina
|
|
|
Ohabolana 1 | Ataonao ho soavaly vahiny angaha aho no tsy hahalala an' i Mahamasina? [2.165]
Tsy soavaly vao aho ka tsy hahalala an' i Mahamasina. [1.1]
|
Fanazavana malagasy | Olona mahalala ny ataoko aho. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Me prenez-vous pour un cheval d' étranger que je ne connaisse pas Mahamasina? [2.165]
|
Fanazavana frantsay | Mahamasina est le nom d' une vaste place gazonnée de Tananarive (le stade actuel) et c' est là qu' autrefois on mettait tous les chevaux pâturer. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|