Fizahan-teny

Ohabolana : kalo

Ohabolana 1Rafotsibe mampiady kalo, ka ny antitra antitra ihany. [2.558 #226, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny fahaizana ananan' ireo efa ela nanaovan-javatra miolotra indrindra amin' ireo vao zazavao. [1.1]

Fizahan-teny