Fizahan-teny

Ohabolana : izay be no basy

Ohabolana 1Izay be no basy, ny vitsy lanin' ny vitsika. [1.1]
Fanazavana malagasyTailalaon-teny enti-milaza fa ny fitambaran' ny maro no handresena ary tsy maharesy ny tena koa. [1.1]

Fizahan-teny