Fizahan-teny

Ohabolana : iray toa zato

Ohabolana 1Tsy mba ny ankamaroam-bahoaka, fa ny olona iray toa zato. [2.165 #866]
Tsy ny ankamaroam-bahoaka fa ny safatsiroa. [2.558 #309]
Dikanteny frantsayVous n' êtes pas comme le commun des mortels, mais vous êtes un homme qui en vaut cent. [2.165 #866]

Ohabolana 2Tsy ny fahamaron' ny olona, fa ny olona iray toa zato. [2.415 #1741, 2.653 #3561]
Dikanteny frantsayCe n' est pas la multitude, mais un homme qui en vaut cent. [2.415 #1741]
Fanazavana frantsayCe n' est pas un homme quelconque. [2.415]

Fizahan-teny